Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 8:38 Malagasy Bible (MG1865)

Fa na iza na iza no ho menatra Ahy sy ny teniko amin'ity taranaka sady mijangajanga no manota ity, dia ho menatra azy kosa ny Zanak'olona, raha avy amin'ny voninahitry ny Rainy mbamin'ny anjely masina.

Vakio ny toko manontolo Marka 8

Jereo Marka 8:38 amin'ny teny manodidina.