Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 8:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisento mafy am-panahy Jesosy ka nanao hoe: Nahoana ity taranaka ity no mitady famantarana? Lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy homena famantarana akory ity taranaka ity.

Vakio ny toko manontolo Marka 8

Jereo Marka 8:12 amin'ny teny manodidina.