Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 6:56 Malagasy Bible (MG1865)

Ary na taiza na taiza no nidiran'i Jesosy, na tao amin'ny vohitra, na tao an-tanàna, na tany an-tsaha, dia napetraka teo an-kianja ny marary, ary ny olona nangataka hanendry na dia ny somotraviavin-dambany ihany aza; ary sitrana izay rehetra nanendry Azy.

Vakio ny toko manontolo Marka 6

Jereo Marka 6:56 amin'ny teny manodidina.