Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 6:50 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izy rehetra samy nahita Azy avokoa, ka dia raiki-tahotra. Ary Izy niteny taminy niaraka tamin'izay ka nanao taminy hoe: Matokia, fa Izaho ihany; aza matahotra.

Vakio ny toko manontolo Marka 6

Jereo Marka 6:50 amin'ny teny manodidina.