Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 6:25 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niditra faingana niaraka tamin'izay izy ho ao amin'ny mpanjaka ka nangataka hoe: Tiako raha homenao ahy faingana eto an-dovia ny lohan'i Jaona Mpanao-batisa.

Vakio ny toko manontolo Marka 6

Jereo Marka 6:25 amin'ny teny manodidina.