Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 6:22 Malagasy Bible (MG1865)

ka niditra ny zanakavavin'i Herodiasy ary nandihy ka nahafaly an'i Heroda mbamin'izay niara-nipetraka nihinana teo aminy, dia hoy ny mpanjaka tamin-drazazavavy: Angataho amiko izay tianao na inona na inona, dia homeko anao.

Vakio ny toko manontolo Marka 6

Jereo Marka 6:22 amin'ny teny manodidina.