Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 5:42 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nitsangana niaraka tamin'izay razazavavy ka afa-nandeha; fa efa roa ambin'ny folo taona izy. Ary niaraka tamin'izay dia talanjona indrindra ny olona.

Vakio ny toko manontolo Marka 5

Jereo Marka 5:42 amin'ny teny manodidina.