Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 5:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niaraka tamin'izay dia fantatr'i Jesosy fa nisy hery niala taminy, dia nihodina teo afovoan'ny vahoaka Izy ka nanao hoe: Iza izany nanendry ny lambako izany?

Vakio ny toko manontolo Marka 5

Jereo Marka 5:30 amin'ny teny manodidina.