Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 5:19 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa tsy navelan'i Jesosy izy; fa hoy Izy taminy: Modia ihany any an-tranonao ho any amin'ny havanao, ka lazao aminy izay zavatra lehibe nataon'ny Tompo taminao sy ny namindrany fo taminao.

Vakio ny toko manontolo Marka 5

Jereo Marka 5:19 amin'ny teny manodidina.