Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 5:13 Malagasy Bible (MG1865)

Dia neken'i Jesosy. Ary ny fanahy maloto, rehefa nivoaka, dia niditra tao anatin'ny kisoa; ary ireo kisoa andiany ireo nitratrevatreva teny amin'ny hantsana ho any amin'ny ranomasina (tokony ho roa arivo no isany), ka dia maty tany amin'ny ranomasina izy.

Vakio ny toko manontolo Marka 5

Jereo Marka 5:13 amin'ny teny manodidina.