Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 4:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Izy taminy: Hianareo no efa nomena ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra; fa amin'ireny izay any ivelany kosa ny zavatra rehetra dia atao amin'ny fanoharana;

Vakio ny toko manontolo Marka 4

Jereo Marka 4:11 amin'ny teny manodidina.