Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 3:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary lasa nivoaka ny Fariseo, ka niaraka tamin'izay dia niray tetika tamin'ny Herodiana izy hanohitra an'i Jesosy mba hahafaty Azy.

Vakio ny toko manontolo Marka 3

Jereo Marka 3:6 amin'ny teny manodidina.