Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 2:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tsy misy olona manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra tonta. fa raha izany, ny divay dia hahatriatra ny siny hoditra, ka dia samy ho very foana ny divay sy ny siny hoditra; fa divay vaovao no ho ao anaty siny hoditra vaovao.

Vakio ny toko manontolo Marka 2

Jereo Marka 2:22 amin'ny teny manodidina.