Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 16:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa afaka ny andro Sabata, dia lasa nividy zava-manitra Maria Magdalena sy Salome ary Maria, renin'i Jakoba, mba handeha hanosotra ny fatin'i Jesosy.

Vakio ny toko manontolo Marka 16

Jereo Marka 16:1 amin'ny teny manodidina.