Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 15:46 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izy nividy hariry madinika, dia nampidininy ny fatin'i Jesosy ka nofonosiny hariry madinika, ary naleviny tao amin'ny fasana, izay nolavahana tamin'ny vatolampy, dia nanakodia vato ho eo amin'ny varavaran'ny fasana izy.

Vakio ny toko manontolo Marka 15

Jereo Marka 15:46 amin'ny teny manodidina.