Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 14:72 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niaraka tamin'izay dia nisy akoho naneno fanindroany. Ary Petera nahatsiaro ny teny izay nolazain'i Jesosy taminy hoe: Raha tsy mbola misy akoho maneno fanindroany, dia handà Ahy intelo ianao. Ary nony nieritreritra izany izy, dia nitomany.

Vakio ny toko manontolo Marka 14

Jereo Marka 14:72 amin'ny teny manodidina.