Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 14:43 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niaraka tamin'izay, raha mbola niteny Izy, dia avy Jodasy, isan'ny roa ambin'ny folo lahy, sady nisy vahoaka niaraka taminy, nitondra sabatra sy langilangy, nirahin'ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona.

Vakio ny toko manontolo Marka 14

Jereo Marka 14:43 amin'ny teny manodidina.