Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 14:31 Malagasy Bible (MG1865)

Fa vao mainka niteny mafy dia mafy izy hoe: Na dia hiara-maty aminao aza aho, tsy mba handà Anao tokoa aho. Ary toy izany koa no nolazain'izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo Marka 14

Jereo Marka 14:31 amin'ny teny manodidina.