Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 14:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony tany Betania Jesosy tao an-tranon'i Simona boka ka nipetraka nihinana, dia avy ny vehivavy anankiray nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra nisy narda saro-bidy indrindra; dia novakiny ny tavoara, ka naidiny tamin'ny lohan'i Jesosy ny menaka.

Vakio ny toko manontolo Marka 14

Jereo Marka 14:3 amin'ny teny manodidina.