Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 14:25 Malagasy Bible (MG1865)

Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy mba hisotro ny vokatry ny voaloboka intsony Aho mandre-pihavin'ny andro hisotroako izay vaovao any amin'ny fanjakan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Marka 14

Jereo Marka 14:25 amin'ny teny manodidina.