Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 12:33 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny ho tia Azy amin'ny fo rehetra sy ny saina rehetra sy ny hery rehetra, ary ny ho tia ny namana tahaka ny tena, dia mihoatra lavitra noho ny fanatitra hodorana sy ny fanatitra hafa rehetra izany.

Vakio ny toko manontolo Marka 12

Jereo Marka 12:33 amin'ny teny manodidina.