Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 12:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nitady hisambotra Azy izy ireo, nefa natahotra ny vahoaka izy, satria fantany fa ny tenany no nolazainy tamin'izany fanoharana izany; dia nandao an'i Jesosy ny olona ka lasa.

Vakio ny toko manontolo Marka 12

Jereo Marka 12:12 amin'ny teny manodidina.