Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 11:23 Malagasy Bible (MG1865)

Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no hilaza amin'ity tendrombohitra ity hoe: Mifindrà, ka mianjerà any an-dranomasina, ka tsy hiahanahana ao am-pony, fa hino fa ho tonga ny zavatra lazainy, dia ho azony izany.

Vakio ny toko manontolo Marka 11

Jereo Marka 11:23 amin'ny teny manodidina.