Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 11:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jesosy niditra tany Jerosalema ka nankeo an-kianjan'ny tempoly; ary rehefa nijerijery ny zavatra rehetra Izy, sady efa hariva ny andro tamin'izay, dia niala Izy mbamin'ny roa ambin'ny folo lahy ka nankany Betania.

Vakio ny toko manontolo Marka 11

Jereo Marka 11:11 amin'ny teny manodidina.