Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 1:32 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony hariva ny andro, ka nilentika ny masoandro, dia nentina tany aminy ny marary rehetra sy ny demoniaka.

Vakio ny toko manontolo Marka 1

Jereo Marka 1:32 amin'ny teny manodidina.