Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 9:42 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha mbola nanatona izy, dia nampihinjitrinjitra sy nampifanintontsintona azy ny demonia. Ary Jesosy niteny mafy ny fanahy maloto ka nahasitrana ny zazalahy; dia natolony tamin-drainy indray izy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 9

Jereo Lioka 9:42 amin'ny teny manodidina.