Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 9:33 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny nisarahan'izy roa lahy taminy dia hoy Petera tamin'i Jesosy: Tompoko, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka izahay hanao tranolay telo: ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an'i Mosesy, ary ny anankiray ho an'i Elia; nefa tsy fantany izay nolazainy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 9

Jereo Lioka 9:33 amin'ny teny manodidina.