Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 8:29 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Izy nandidy ny fanahy maloto hivoaka tamin-dralehilahy. Fa efa nahazo azy ela izany; ary efa nafatotra tamin'ny gadra, na ny tànany, na ny tongony, ka nambenana izy; nefa notapahiny ny fatorana, ka dia nentin'ny demonia niriotra nankany an-efitra izy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 8

Jereo Lioka 8:29 amin'ny teny manodidina.