Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 8:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ireo teny amin'ny tsilo dia izay mandre, fa nony mandeha izy, dia voagejan'ny fiahiahiana sy ny harena ary ny fahafinaretan'izao fiainana izao ka tsy mahavanom-boa.

Vakio ny toko manontolo Lioka 8

Jereo Lioka 8:14 amin'ny teny manodidina.