Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 8:10 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Izy: Hianareo no navela hahalala ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra; fa amin'ny olon-kafa dia fanoharana no atao, mba hijery izy, fa tsy hahita, ary hahare, fa tsy hahafantatra (Isa. 6. 9).

Vakio ny toko manontolo Lioka 8

Jereo Lioka 8:10 amin'ny teny manodidina.