Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 7:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jesosy nandeha niaraka taminy. Ary rehefa efa mby teo akaikin'ny trano Izy, ilay kapiteny dia naniraka sakaiza hitsena Azy ka nanao taminy hoe: Tompoko, aza manahirana ny tenanao Hianao; fa tsy miendrika hidiranao ao ambanin'ny tafon-tranoko aho.

Vakio ny toko manontolo Lioka 7

Jereo Lioka 7:6 amin'ny teny manodidina.