Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 7:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa lasa ny irak'i Jaona, dia nilaza an'i Jaona tamin'ny vahoaka Jesosy ka nanao hoe: Hizaha inona no nalehanareo tany an-efitra? Volotara nohozongozonin'ny rivotra va?

Vakio ny toko manontolo Lioka 7

Jereo Lioka 7:24 amin'ny teny manodidina.