Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 6:45 Malagasy Bible (MG1865)

Ny olona tsara fanahy dia mamoaka ny tsara avy amin'ny rakitra tsaran'ny fony; ary ny ratsy fanahy kosa dia mamoaka ny ratsy; fa amin'ny haben'ny ao am-pony no itenenan'ny vavany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 6

Jereo Lioka 6:45 amin'ny teny manodidina.