Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 6:32 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota koa aza mba tia izay tia azy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 6

Jereo Lioka 6:32 amin'ny teny manodidina.