Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 6:29 Malagasy Bible (MG1865)

Raha misy mamely ny takolakao anankiray, dia atolory azy koa ny anankiray; ary raha misy maka ny lambanao, aza lavinao na dia ny akanjonao aza.

Vakio ny toko manontolo Lioka 6

Jereo Lioka 6:29 amin'ny teny manodidina.