Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 6:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny Sabata anankiray dia nandeha namaky ny tanimbary Jesosy, ary ny mpianany nanoty ny salohim-bary, ka rehefa nokosokosohiny tamin'ny tànany, dia nohaniny.

Vakio ny toko manontolo Lioka 6

Jereo Lioka 6:1 amin'ny teny manodidina.