Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 5:36 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Izy nanao fanoharana taminy koa nanao hoe: Tsy misy olona mandriatra lamba vaovao hanalany tapa-damba hatampina ny lamba tonta; fa raha izany, dia mahatriatra ny vaovao izy, ary ilay tapa-damba nalaina tamin'ny vaovao dia tsy hifanaraka amin'ny tonta.

Vakio ny toko manontolo Lioka 5

Jereo Lioka 5:36 amin'ny teny manodidina.