Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 5:33 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy izy ireo taminy: Ny mpianatr'i Jaona mifady hanina matetika sy mivavaka, ary ny an'ny Fariseo koa mba tahaka izany ihany, fa ny Anao kosa mihinana sy misotro ihany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 5

Jereo Lioka 5:33 amin'ny teny manodidina.