Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 5:24 Malagasy Bible (MG1865)

Fa mba ho fantatrareo fa ny Zanak'olona manana fahefana etỳ ambonin'ny tany hamela heloka - dia hoy Izy tamin'ilay mararin'ny paralysisa: Izaho milaza aminao hoe: Mitsangàna, dia betao ny fandrianao, ary modia any an-tranonao.

Vakio ny toko manontolo Lioka 5

Jereo Lioka 5:24 amin'ny teny manodidina.