Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 5:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny andro anankiray, raha nampianatra Jesosy, dia nipetraka teo ny Fariseo sasany sy ny mpampiana-dalàna, izay efa niala tamin'ny tanàna rehetra any Galilia sy Jodia ary tany Jerosalema; ary ny herin'ny Tompo dia tao aminy mba hahasitranany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 5

Jereo Lioka 5:17 amin'ny teny manodidina.