Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 4:38 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony nitsangana niala tao amin'ny synagoga Jesosy, dia niditra tao an-tranon'i Simona. Ary azon'ny tazo mafy ny rafozam-bavin'i Simona; ary izy ireo nangataka taminy hahasitrana azy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 4

Jereo Lioka 4:38 amin'ny teny manodidina.