Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 3:4 Malagasy Bible (MG1865)

araka ny voasoratra ao amin'ny bokin'ny tenin'Isaia mpaminany hoe: Injany! misy feon'ny miantso mafy any an-efitra hoe: Amboary ny lalan'i Jehovah, Ataovy mahitsy ny lalan-kalehany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 3

Jereo Lioka 3:4 amin'ny teny manodidina.