Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 3:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary Heroda no mpanapaka tany Galilia, ary Filipo rahalahiny no mpanapaka ny tany Itoria sy Trakonitisy, ary Lysania no mpanapaka tany Abilena,

Vakio ny toko manontolo Lioka 3

Jereo Lioka 3:1 amin'ny teny manodidina.