Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 23:55 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny vehivavy izay nomba Azy avy tany Galilia dia nanaraka teo aoriana ka nahita ny fasana sy izay fampandriny ny faty.

Vakio ny toko manontolo Lioka 23

Jereo Lioka 23:55 amin'ny teny manodidina.