Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 22:54 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izy ireo nisambotra an'i Jesosy, dia nitondra Azy ho ao an-tranon'ny mpisoronabe. Ary Petera nanaraka teny lavidavitra eny.

Vakio ny toko manontolo Lioka 22

Jereo Lioka 22:54 amin'ny teny manodidina.