Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 21:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hisy famantarana eo amin'ny masoandro sy ny volana ary ny kintana, ary etỳ ambonin'ny tany dia hisy fahorian'ny firenena amin'ny fahaverezan-kevitra noho ny firohondrohon'ny ranomasina sy ny fanonjany,

Vakio ny toko manontolo Lioka 21

Jereo Lioka 21:25 amin'ny teny manodidina.