Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 20:37 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Mosesy aza nanambara teo amin'ilay teny milaza ny Voaroy fa hatsangana ny maty, raha nilaza an'i Jehovah hoe Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'isaka ary Andriamanitr'i Jakoba (Eks. 3. 6).

Vakio ny toko manontolo Lioka 20

Jereo Lioka 20:37 amin'ny teny manodidina.