Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 19:46 Malagasy Bible (MG1865)

ka nanao taminy hoe: Efa voasoratra hoe: Ny tranoko dia trano fivavahana (Isa. 56. 7); fa ianareo kosa nanao azy ho zohy fieren'ny jiolahy (Jery. 7. 11).

Vakio ny toko manontolo Lioka 19

Jereo Lioka 19:46 amin'ny teny manodidina.