Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 19:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ny tompony taminy: Ny vavanao no hitsarako anao, ry mpanompo ratsy fanahy: fantatrao fa izaho dia olona mila voatsiary ka maka izay tsy napetrako, ary mijinja izay tsy nafafiko;

Vakio ny toko manontolo Lioka 19

Jereo Lioka 19:22 amin'ny teny manodidina.