Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Lioka 18:8 Malagasy Bible (MG1865)

Lazaiko aminareo fa homeny rariny faingana izy. Kanefa, raha avy ny Zanak'olona, moa hahita finoana etỳ ambonin'ny tany va Izy?

Vakio ny toko manontolo Lioka 18

Jereo Lioka 18:8 amin'ny teny manodidina.